msh_1sa_text_reg/30/16.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 16 Lafa nanday gnan'i Davida nizotso lay Egptiana, la niparitaky teo amin'ny tany iaby reo mpanafiky, nihina voho nino sady nisandraky noho reo babo iaby zay nalan-drozy tamin'ny tanan'ireo Filitsina sady tamin'ny tanin'i Joda. \v 17 Nanafiky gnan-drozy i davida nanomboky gny hariva ka hatramin'ny harivan'ny andro magnaraky. Tsy nisy ndra olo raiky aza tafatsoaky afa-tsy reo tovolahy efajato, zay nondra rameva ka nandositsy.