msh_1sa_text_reg/20/41.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 41 Laha vao lasa lay tovolahy, la nitsanga bakao mbaliky gny dongon-tany i Davida, niankohoky teo amin'ny tany, sady niondriky intelo. Nifagnoroky voho niara-nitagny rozy , sady Davida nitagny mare. \v 42 Hoy i Jonatana tamin'i Davida :" Mandehana am-piadagna, fotony fa samby niainia tamin'ny agnaran'i Yaveh tsika sady nanao hoe:' Yaveh anie ho eo agnivontsika, sady eo agnivon'ireo avorohotako voho reo avorohotanao mandrakizay." Sady nintsanga Davida ka lasa, fa Jonatana koa nimpoly tagny an-tana.