msh_1sa_text_reg/20/32.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 32 Jonatana namaly gnan'i Saoly rainy hoe:' fa ino ro antony hamonoa gnazy? Ino ro antony?' \v 33 sady Saoly nanipy gny lefony taminy mba hamono gnazy. Ka la hain'i Jonatana fa tapakevitsy gny hamono gnan'i Davida gny rainy. \v 34 Nitsanga niala tam-pahavinira teo amin'ny latabo sady tsy nihina sakafo i Jonatana andro faharoan'ny drala, fa nalahelo gnan'i davida ie, fotony nangala baraky gnazy gny rainy.