msh_1sa_text_reg/20/28.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 28 Jonatana namaly gnan'i Saoly hoe:' nangataky alala fatratry tamiko mba handeha agny Betlehema i DaviDa. \v 29 Hoy ie:" Engao lahy aho mba handeha . Fa gny avorohotany mana soro ao an-tana, sady gny rahalahiko nandidy gnahy ho agny . Amizao , laha fa nahita sitraky teo imasonao aho, la engao lahy aho handeha sady hanenty reo rahalahiko. Io ro antony tsy niaviany teo an-databatsy gny mpanjaka."