msh_1sa_text_reg/20/14.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 14 Fa laha mbo velo koa aho, moa tsy hampiseho gnahy gny tsy fivadiham-pagnenken'i Yaveh va iha, mba tsy ho maty aho? \v 15 Ka manapaky gny tsy fivadiam-pagnenkenao hiala amin'ny an-kohonako mandrakizay__ ndra la foagnan'i Yaveh eo amin'ny tany aza gny fahavalon'i Davida iaby. " \v 16 Sady Jonatana nanao fagnenkea tamin'ny ankohonan'i davida ka nanao hoe:' Yaveh anie hitaky gny hanohitsy eo amin'ny tagnan'ireo fahavalon'i Davida."