msh_1sa_text_reg/20/12.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 12 Hoy i Jonatana tamin'ni davida:" Yaveh , Ndranagnaharin'Israely anie ro ho vavolombelo. Lafa baka nagnontany an-draiko aho hamaray amin'izao ora zao. na amin'ny andro fahatelo , jereo laha misy raha soa ho gnan'i Davida, moa tsy hagniraky ho agny aminao voho hampahay gnanao va aho? \v 13 Laha mahafaly gnan-draiko gny hanao raty gnanao, Yaveh anie hanao gnan'io amin' Jonatana sady mandilatsy aza raty tsy mampahay gnan'io aminao voho mandefa gnanao , mba handehananao am-piadagna. Homba gnanao anie Yaveh, manahaky gny fa nombany gny raiko.