msh_1sa_text_reg/19/23.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 23 Nagnagny Naiota agny Rama i Saoly . la avy tao aminy koa gny fagnahin'i Yaveh, ka naminany tegny am-pandehana mandra-piaviany tagny Naiota tagny Rama ie. Nangalaky gny fisikinany ie sady naminany teo agnatrehan'i Samoela. Nitanjaky nandritsa gny andro voho gny haly manontolo ie. Io ro antony nagnontanian-drozy hoe:' Isan'ireo mpaminany koa va i Saoly?'