msh_1sa_text_reg/19/01.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 1 sady Saoly nivola tamin'i Jonatana anany lahy voho tamin'ireo mpanompony gny tokony hamonoan-drozy gnan'i Davida. Kanefa i Jonatana , anak'i saoly, la tia gnan'i Davida mare. \v 2 Ka hoy i Jonatan tamin'i Davida:" Mila hamono gnanao i Saoly raiko. Nohon'io miabena amin'ny maray sady mietaha amin'ny toera mangina. \v 3 Zaho hiboaky hitsanga eo agnilan'ny raiko eo amin'ny saha zay misy gnanao, sady hiresaky momba gnanao amin'ny raiko aho. Lafa mahay raha aho, la havolagniko iha."