msh_1sa_text_reg/17/46.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 46 Anio la hagnome ahy gny fandresea gnanao i Yaveh, ka hamono gnanao aho sady kangala gny lohanao amin'ny vatanao. henanio la hagnome fatin'ny tafik'ilay Filistina ho gnan'ireo voro egny an-dagnitsy voho gnan'ireo bibidia etoy an-tany aho, mba hahaizan'ny tany manontolo fa misy Ndranagnahary ao Israely, \v 47 sady hahaizan'ireo vor iaby reo fa i Yaveh la tsy magnome fandresea amin'ny sabatsy na lefo. Fa gnan'i Yaveh gny aly, ka hanolotsy gnanareo eo an-tagnanay Ie."