msh_1sa_text_reg/13/22.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 22 Koa tamin'ny andron'ny aly, la tsy nahita sabatsy na lefo teo an-tagnan'ireo miaramila zay niaraky tamin'i bSaoly voho Jonatana; iSaoly voho Jonatana anany avao ro nana gnan'io. \v 23 Reo miaramilan'ny Filistina la niboaky nagnagny amin'ny lalan'i Mikmasy.