msh_1sa_text_reg/12/19.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 19 La hoy reo fokonolo iaby tamin'i Samoela hoe:' Mivavaha ho gnan'ireo mpanomponao amin'i Yaveh Ndranagnaharinao, mba tsy ho maty rahay. Fotony fa nagnampy gny fahotanay iaby tamin'izao raha raty zao tamin'ny alalan'ny fangataha mpanjaka rahay." \v 20 La namaly Samoela hoe;' Ka matahotsy Fa nanao zao raty iaby zao nareo, kanefa ka miala amin'i Yaveh , fa manompoa gnan'i Yaveh amin'ny fonareo manontolo. \v 21 Ka miodaky magnaraky reo raha tsy dikany zay tsy mahasoa na mahavonjy gnanareo , fotony la tsy misy ila gnazy reo