msh_1sa_text_reg/12/16.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 16 Ka mitsangana amizao sady jereo zao raha bevata zay hataon'i Yaveh eto imasonareo zao. \v 17 Moa va tsy fotoam-pijinja vary zao ? Hikaiky gnan'i Yaveh aho , mba handefasany kotroky voho ora. La ho hainareo voho ho hitanareo fa bevata gny haratiam-pagnahinareo, zay nataonareo teo imason'i Yaveh, tamin'ny alalan'ny fangatahanareo mpanjaka." \v 18 Ka la nikaiky gnan'i Yaveh i Samoela; sady tamin'io andro io avao koa la nandefa oram-baratsy i Yaveh . Sady la natahotsy gnan'i Yaveh voho samoela gny fokonolo iaby .