msh_1sa_text_reg/12/14.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 14 Laha matahotsy gnan'i Yaveh nareo , la manonmpoa Gnazy, ankatoavy gny feony, sady ka mikomy hanohitsy gny lilin'i Yaveh , sady samby ho mpagnaraky gnan'i Yaveh Ndranagnaharinareo nareo voho gny mpanjaka zay manjaka eo aminareo. \v 15 Fa laha tsy mankato gny feon'i Yaveh nareo, fa mikomy manohitsy reo lilin'i Yaveh la hamely gnanareo gny tagnan'i Yaveh, manahaky gny nameleza reo razambenareo.