msh_1sa_text_reg/12/10.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 10 Nitaray tamin'i Yaveh rozy sady nanao hoe:'Fa nanota rahay, fotony nahafoy gnan'i Yaveh sady fa nanompo gnan'ireo bala voho reo Astarta. Fa amizao magnafaha gnanay eo an-tagnan'ireo fahavalonay, la hanompo gnanao Rahay. \\v 11 Nohon'io la nagniraky gnani Jerbala , Bedana, Jefta, voho Samoela i Yaveh, sady nagnome fandresea gnanareo teo amin'ireo fahavalonareo iaby magnodidy gnanareo, ka nahafahanareo niay am-pilamina.