msh_1sa_text_reg/12/06.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 6 Hoy i Samoela tamin'ireo fokonolo hoe:' Yaveh ro nanendry gnan'i Mosesy voho Arona, sady nanday gny razambenareo niakatsy bakao amin'ny tany Egypta. \v 7 Ka amizao, atolory gny vatanareo mba hahafahako mifandahatsy aminareo eo agnatrehan'i Yaveh mahakasiky reo asa marin'i Yaveh, zay nataony ho gnanareo voho gny razambenareo.