msh_1sa_text_reg/12/01.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 1 Hoy i Samoela tamin'ny Israely manontolo:' Fa nijanjy gny raha iaby nolazainareo tamiko aho, sady fa nanendry mpanjaka teo aminareo. \v 2 Amizao , ingo mandeha eo agnatrehanareo gny mpanjaka; sady fa antitsy voho volo foty aho; sady reo anako la eo aminareo . Fa nandeha teo agnatrhanareo hatramin'ny fahatanorako ka mandrak'androany aho.