msh_1sa_text_reg/10/11.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 11 Lafa nahita gnazy niaraky tamin'ireo mpaminany gny olo iaby zay nahay gnazy taloha, la nifampiresaky gny olo hoe;' Ino ro nahazo gny anaky lahin'i Kisy? Agnisan'ny raiky amin'ireo mpaminany ko ava i Saoly? \v 12 Nisy johary nipetraky teo amin'io toera io namaly hoe:' La ia ro rain-drozy?' Nohon'io la lasa fivolagna gny hoe;' Agnisan'ireo mpaminany avao koa va i Saoly?" \v 13 Lafa nahavita gny faminania ie la nagnagny amin'ny fipetraha abo.