msh_1sa_text_reg/10/05.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 5 Afaran'io , la himpoly ho eo amin'ny havoan-Dranagnahary iha, zay misy gny miaramilan'ny Filistina. Lafa avy ao amin'ilay tana iha la hihaona amin'ny andiam-paminany hizotso bakagny amin'ny toera abo miaraky amin'ny lokanga, amponga tapaky, sodina, voho valiha eo alohan-drozy; haminany rozy. \v 6 Gny Fagnahin'i Yaveh hilatsaky eo aminao, sady haminany miaraky amin-drozy, ka hiova ho johary hafa.