msh_1sa_text_reg/10/01.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 1 La nangalaky tavoangy misy gny diloilo i Samoela, nandraraky gnan'io teo agnabon'ny lohan'i Saoly, sady nanoraky gnazy . Hoy ie hoe: Moa va yaveh tsy fa nagnosotsy gnanao ho mpanapaky gny lovany? \v 2 Lafa hagnenga gnahy iha henanio , la hahita johary roe eo agnilan'ny fasan-dRahely , ao amin'ny faritanin'i Benjamina ao Zelza. Hivola aminao rozuy hoe;' Reo boroky zay nilanao la fa hita. Amizao gny razambenaola nijano tsy niahiahy gny amin'ireo boriky sady la manahy gny momba gnanao, mivola hoe:" Ino ro tokony hataoko mahakasiky gny anako lahy?'