msh_1sa_text_reg/09/25.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 25 Lafa tafilitsy bakegny amin'ny toera abo ho amin'ny tana rozy, la niresaky tamin'i Soaly teo an-tampon-tragno i Samoela. \v 26 Sady vao mangiran-draty , la nikaiky gnan'i Saoly teo an-tampon-tragno i Samoela ka nivola hoe:' Miarena mba hahafahako mandefa gnanao agny min'ny lalanao." La nifoha i Saoly, sady samby nandeha niboaky ho egny an-dala ie voho i Samoela.