msh_1sa_text_reg/09/15.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 15 Sady andro talohan'ny niavian'i Saoly, la nagnambara tamin'i Samoela i Yaveh hoe;" \v 16 Hamaray amin'izao ora zao la handefa johary raiky bakamin'ny tanin'ny Benjamina aminao Aho, sady hagnosotsy gnazy ho andriana eo amin'ny Israely fokonoloko iha. Hamonjy gny fokonoloko amin'ny tagnan'ireo Filistina ie. Fa fa nijery gny fokonoloko tamin'ny fangora aho fotony nikaiky vonjy rozy la avy Tagnamiko tatoy."