msh_1sa_text_reg/07/03.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 3 Hoy i Samoela tamin'ny avorohotan'ny Israely manontolo hoe;"Laha mimpoly amin'i Yaveh amin'ny fonareo manontolo nareo , la ala eo aminareo reo ndranagnaharin-kafa voho Astarta, atoliho amin'i Yaveh gny fonareo, sady Ie raiky avao tompoa, la hamonjy eo an-tagnan'ireo Filistina ie." \v 4 La nangalaky reo Bala voho gny Astarta gny fokonolon'ny Israely, sady nanompo gnan'i Yaveh raiky avao.