msh_1sa_text_reg/03/09.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 9 La hoy i Ely tamin'i Samoela:' Mandehana sady mimpolia mandry; laha mbo mikaiky gnanao ndraiky Ie la tsy maintsy milaza iha hoe:' Miresafa, ry Yaveh, fa mijanjy gny mpanomponao.' Ka nandeha i Samoela sady nandry tamin'ny toerany ndraiky.