msh_1sa_text_reg/03/01.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 1 Nanompo gnan'i Yaveh teo amin'ny fagnatrehan'i Ely i Samoela zaza. Tsy ampy reo safan'i Yaveh tamin'ireo andro reo; tsy la nisy fahita ara-paminania matetiky. \v 2 Tamin'io fotoa io , Ely, zay fa nanomboky Pahina masony ka tsy mahita soa, la niroro teo an-pandriany. \v 3 Mbo tsy maty gny fanilon-Dranagnahary, sady nandry mba hiroro tao amin'ny tempolin'i Yaveh i Samoela, tao amin'izay nisy gny fiaran-Dranagnahary. \v 4 Yaveh nikaiky gnan'i Samoela , ie nanao hoe:' Intoy aho."