msh_1sa_text_reg/02/31.txt

1 line
530 B
Plaintext

\v 31 Ingo, ho avy gny andro zay hanapahako gny herinao voho gny herin'ny avorohotan'ny razambenao, ka tsy hisy johary ho tratry antitsy sasy amin'ny avorohotanao. \v 32 Hahita fijalia egny amin'izay toera hipetrahako iha. Ndra la ameo soa aza gny Israely, la tsy hisy johary ho tratsy antitsy sasy amin'ny avorohotanao. \v 33 Gny sasany aminareo zay tsy ho alako amin'ny alitarako, la ho ataoko pahina gny masonareo sady ahatonga alahelo gny amin'ny fiainareo Aho. Reo johary iaby zay teraky ao amin'ny avorohotanareo la ho maty.