msh_1sa_text_reg/01/17.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 17 Sady Ely namaly ka nanao hoe: " Mandehana am-piadagna; Ndranagnaharin'Israely anie hamaly gny fangataha zay nangatahinao taminy." \v 18 Hoy gny ampela: " Ao hijery sitraky eo ampahibemasonao gny mpanomponao". La nandeha tamy gny lalany ampela igny ka nisakafo; tsy nalahelo sasy gny endriny.