msh_1sa_text_reg/01/01.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 1 Nisy johary raiky avy eo Ramataina agn'i Zefotita, tagny havoan-ny Efraima; gny agnarany la Elkana anakilahin'i Jeroama anakilahin'i Eliho anakilahin'i Toho anakilahin'i Zofa, i Efraimita. \v 2 Mana valy raiky ie, gny voalohany i Hana, la Hana, sady gny agnaran'ilay faharoe i Penina. Managnanaky i Penina, fa i Hana koa tsy mana.