\v 22 Nandidy reo mpanompony i saoly hoe;' Miresaha manoka amin'i Davida, sady lazao hoe;' Ingo, mankasitraky gnanao gny mpanjaka , sady tia gnanao reo mpanompony iaby. Ka amizao , meteza ho vinanto lahin'ny mpanjaka."