\v 12 Nengan'i Mikala hizotso teo amin'ny lafonety i Davida. La lasa ie ka nitsoaky, sady afa-nandositsy. \v 13 Nangalaky sampy tao an-tragnony i Mikala la nametraky gnan'io teo am-pandria. Sady nangalaky onda volon-aosy ie ka napetrany teo amin'ny lohany , sady norakofany akanjo io.