\v 17 Niboaky bakao amin'ny tobin'ireo Filistina tamin'ny vondro raiky telo reo mpanafiky. Gny vondro raiky nagnagny Ofra, agny amin'ny tanin'i saoly. \v 18 Gny vondro raiky hafa nagnagny Beti-horona, sady gny vondro raiky hafa nagnagny amin'ny sisin-tany zay hijoly gny Lohasan'i zeboina magnatriky gny tany efitsy.