\v 29 La hoy Jonatana:' Nagnakoronta gny tany gny raiko. Jereo fa lasa nazava gny masoko fotony nagnandra kely tamy toy tantely toy aho. \v 30 Mainka laha nihina am-palalaha tamin'izao voaroba tamin'ireo fahavalon-drozy zay hitany androany gny olona? Fotony tsy bevata teo amin'ireo Filistina gny famonoana amizao."