\v 24 La hoy Samoela tamin'ireo olo hoe;' hitanareo va lay johary zay fa voafilin'i Yaveh? Tsy misy olo manahaky gnazy eo amin'ny fokonolo iaby! Gny olo iaby nikaikaiky hoe:' ho ela velo gny mpanjaka!"