\v 41 La nitsanga ie, nampiankohoky gny vatany tamin'ny tany, sady nanao hoe:' Ingo, ry mpanompo vavinao la mpanompo hanasa gny tomboky gny mpanompon'ny tompoko." \v 42 La nitsanga malaky i Abigaila, sady nondra boriky niaraky tamin'ireo mpanompo vaviny limy zay nagnaraky gnazy; sady nagnaraky reo irak'i Davida ie ka lasa valiny.