\v 24 Ka nietaky tagny an-tsaha i Davida. Lafa avy gny voaloham-bola, la nipetraky nihina sakafo gny mpanjaka. \v 25 Nipetraky teo amin'ny sezany gny mpanjaka , manahaky gny mahazatsy , teo amin'ny seza teo agnilan'ny rindry. Nijoro i Jonatana , sady Abnera nipetraky teo agnilan'i saoly . Nefa gny sezan'i Davida.