\v 21 Nagniraky mpanady hafatsy tagny amin'ireo olon'i kiriata-jearima rozy, nanao hoe:' Nandesin'ireo Filistina nimpoly lay fiaran'i Yaveh; mizotso sady andeso mimpoly miaraky aminareo io."