\v 8 Mampitsanga gny mahantra hienga amin'ny fotaky Ie. Mampisondratsy gny ory hienga amin-gny lavenoky mba hametrahan-drozy miaraky amy gny andrian-johary ka handova gny sezim-boninahitsy. Gny andrian'ny tagny iaby gnan'i Yaveh sady teo amin-drozo ro nametrahany gnan'izao tontolo zao.