\v 10 Sady laha mbo nagnatitsy fagnatitsy dorana Samoela, la namonjy hanafiky gny Israely reo Filistina, Fa Yaveh nampikotrok'ora tamin'ny feo mare tamin'io andro io hanohitsy reo Filistina ka nampifanjevo gnan-drozy, sady resy teo agnatrehan'ny Israely rozy. \v 11 Sady joharin'ny Israely niala bakagny Mizpa, la nagnenjiky gny Filistina ka namono gnan-drozy mandra-piaviany teo ambanin'i Betikara.