\v 7 Sady Samoela la mbo tsy de nahay loatsy gnan'i Yaveh, ndra nisy hafatsy bakamin'i Yaveh mbo nambara taminy. \v 8 Nikaiky gnan'i Samoela fagnintelony ndraiky i Yaveh. Nitsanga ndraiky i Samoela sady nagnagny amin'i Ely voho nivola hoe:' Intoy aho, fa niakaiky gnahy iha.' La hain'i Ely fa i Yaveh ro nikaiky lay zazalahy.