\v 1 Nivavaky Hana ka nanao hoe: " Gny foko mifaly amin'i Yaveh. Gny fagniriako miranga amin'i Yaveh. Gny molotro mirehareha magnatriky gnan'ireo malay gnahy, safe mifaly amy gny famonjeanao zaho.