auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-14 15:59:47 +03:00 committed by root
parent eaecfbed4c
commit e890f87bbc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Sady reo ampondran'i Kisy, rain'i Saoly, la . Ka nivola tamin'i Saoly anany i Kisy nanao hoe;" Mangala raiky amin'ireo mpanompo hiaraky aminao, mitsangana sady mandehana mila reo ampondra." \v 4 Ka la namakivaky gny tany havoan'i Efraima i Saoly sady nandeha tamin'ny tanin'ny Salisa, fa tsy hitan-drozy io. Sady namakivaky gny tanin'i Salima rozy, nefa tsy tagny rozy. Bakeo la namakivaky gny tanin'ireo Benjamita rozy, fa tsy nahita reo.
\v 3 Sady reo ampondran'i Kisy, rain'i Saoly, la trobo. Ka nivola tamin'i Saoly anany i Kisy nanao hoe;" Mangala raiky amin'ireo mpanompo hiaraky aminao, mitsangana sady mandehana mila reo ampondra." \v 4 Ka la namakivaky gny tany havoan'i Efraima i Saoly sady nandeha tamin'ny tanin'ny Salisa, fa tsy hitan-drozy io. Sady namakivaky gny tanin'i Salima rozy, nefa tsy tagny rozy. Bakeo la namakivaky gny tanin'ireo Benjamita rozy, fa tsy nahita reo.