auto save
This commit is contained in:
parent
a1e770ef08
commit
cc70ef3210
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 39 Lafa ren'i Davida fa nimaty i Nabala, la hoy ie:' Isaorana anie Yaveh, lay nangalaky gny faniratsira gnahy bakamin'ny tagnan'i
|
\v 39 Lafa ren'i Davida fa nimaty i Nabala, la hoy ie:' Isaorana anie Yaveh, lay nangalaky gny faniratsira gnahy bakamin'ny tagnan'i Nabala, voho niaro gny mpanompony tamin'ny raty. Nagnampoly gny raty nataon'i Nabala teo amin'ny lohany avao ie." Bakeo Davida nagniraky sady niresaky tamin'i Abigaila, mba hangalaky gnazy ho valy. \v 40 Lafa avy tagny amin'i Abigaila tagny Karmela reo mpanompon'i Davida, la nir
|
Loading…
Reference in New Issue