auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-26 11:13:15 +03:00 committed by root
parent 74bea51929
commit b10f0b67fb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 La avy tao Noba i Davida mba hijery gnan'i Ahimeleka mpisoro. Avy mba hitsena gnan'i Davida tam-pangovita i Ahimeleka sady nivola taminy hoe:' Nagnino iha ro raiky avao
\v 1 La avy tao Noba i Davida mba hijery gnan'i Ahimeleka mpisoro. Avy mba hitsena gnan'i Davida tam-pangovita i Ahimeleka sady nivola taminy hoe:' Nagnino iha ro raiky avao sady tsy misy miaraky aminao?' \v 2 Hoy Davida tamin'i ahimeleka mpisoro hoe;' Nandefa gnahy hagnatanteraky iraky gny mpanjaka sady nivola tamiko hoe:' Ka enga hisy hahahay na ino ino momba gny raharaha zay hagnirahako gnanao, voho zay