From a3b21105b63273da3bfc354f13a2c0e130caf0bd Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Masikoro 002 <> Date: Sun, 25 Jul 2021 20:17:36 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 14/49.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/49.txt b/14/49.txt index 09cf355..53e569e 100644 --- a/14/49.txt +++ b/14/49.txt @@ -1 +1 @@ -\v 49 Reo anaky lahin'i Saoly la i Jonatana, Jisvy, sady Malkisoa. Gny agnaran'ireo anany roa vavy la i Meraba, vavaimatoa, \ No newline at end of file +\v 49 Reo anaky lahin'i Saoly la i Jonatana, Jisvy, sady Malkisoa. Gny agnaran'ireo anany roa vavy la i Meraba, vavaimatoa, sady Mikala, faravavy. \v 50 Ahinoama ro agnaran'ny valin'i Saoly; anaky ampelan'i Ahamaza ie. Gny agnaran'ny kapitenin'ny tafiny la Abnera anak'i Nera, rahalahin-drain'i Saoly. \v 51 Kisy ro rain'i saoly; sady Nera, \ No newline at end of file