auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-25 19:01:55 +03:00 committed by root
parent 0747420fd5
commit a1cb2353d0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 La hoy i Saoly :' Avia eto, nareo mpitariky gny vahoaky iaby; fa
\v 38 La hoy i Saoly :' Avia eto, nareo mpitariky gny vahoaky iaby; fantaro sady jereo gny fomba nitranagan'izao fahota zao androany . \v 39 Fa, laha mbo velo koa Yaveh , zay magnavotsy gny Israely, ndra la ao amin'i Jonatana anako aza io, la ho maty tokoa ie." Nefa tsy nisy tamin'ireo olo teo amin'ny v