auto save
This commit is contained in:
parent
49b5eb127b
commit
9f4cfda28e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 26 Hoy i Samoela tamin'i Saoly hoe;' Tsy himpoly hiaraky aminao aho, fotony
|
||||
\v 26 Hoy i Samoela tamin'i Saoly hoe;' Tsy himpoly hiaraky aminao aho, fotony nanda gny safan'i Yaveh iha, sady fa nanda gnanao tsy ho mpanjaka eo amin'ny Israely i Yaveh. \v 27 Laha igny nitodi-doha hiala igny Samoela, la nitanan'i Saoly gny moron-tombok'akanjony, ka nitriatsy io.
|
Loading…
Reference in New Issue