auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-26 11:13:15 +03:00 committed by root
parent 00e829fbdb
commit 83faf517f7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Sady gny mpanjaka nagniraky olo mba hikaiky gnan'i ahimeleka mpisoro anaky lahin'i Ahitoba voho gny longon-drainy iaby, reo mpisoro zay tao Naoba. rozy iaby la avy teo amin'ny mpanjaka. \v 12 Hoy i saoly:' Janjigno ary, ry anaky anaky lahin'i Ahitoba." La namaly ie hoe;' Intoy aho, tompoko." \v 13 Sady hoy i saoly taminy ;' N
\v 11 Sady gny mpanjaka nagniraky olo mba hikaiky gnan'i ahimeleka mpisoro anaky lahin'i Ahitoba voho gny longon-drainy iaby, reo mpisoro zay tao Naoba. rozy iaby la avy teo amin'ny mpanjaka. \v 12 Hoy i saoly:' Janjigno ary, ry anaky anaky lahin'i Ahitoba." La namaly ie hoe;' Intoy aho, tompoko." \v 13 Sady hoy i saoly taminy ;' Nagnino iha ro nitetiky hanohitsy gnahy, iha voho gny anaky lahin'i Jese, tamin'ny nagnomezanao gnazy mofo, voho sabatsy , voho niavavaky tamin-Dranagnahary mba hagnampiany gnazy, mba hitsanganany hanohitsy gnahy, mba hietaky agny amin'ny tako, manahaky gnan'izao