auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-26 04:21:03 +03:00 committed by root
parent 664d2f70ba
commit 67acd9ad8d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 sady Saoly nivola tamin'i Jonatana anany lahy voho tamin'ireo mpanompony gny tokony hamonoan-drozy gnan'i Davida. Kanefa i Jonatana , anak'i saoly, la tia gnan'i Davida mare. \v 2 Ka hoy i Jonatan tamin'i Davida:" Mila hamono gnanao i Saoly raiko. Nohon'io mia
\v 1 sady Saoly nivola tamin'i Jonatana anany lahy voho tamin'ireo mpanompony gny tokony hamonoan-drozy gnan'i Davida. Kanefa i Jonatana , anak'i saoly, la tia gnan'i Davida mare. \v 2 Ka hoy i Jonatan tamin'i Davida:" Mila hamono gnanao i Saoly raiko. Nohon'io miabena amin'ny maray sady mietaha amin'ny toera mangina. \v 3 Zaho hiboaky hitsanga eo agnilan'ny raiko eo amin'ny saha zay misy gnanao, sady hiresaky momba gnanao amin'ny raiko aho. Lafa mahay raha aho, la ha