auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-25 05:16:47 +03:00 committed by root
parent 74cb7ad5ee
commit 16f85ea817
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Lafa hitan'i Samoela i Saoly, la nivola taminy i Yaveh hoe;" Intoy lay johary nambarako gnanao! Ie lay olo zay hanapaky gny fokonoloko." \v 18 Bakeo i Saoly la namonjy gnan'i Samoela teo amin'ny vavahady sady nanao hoe;' Mba lazao ahy hoe a
\v 17 Lafa hitan'i Samoela i Saoly, la nivola taminy i Yaveh hoe;" Intoy lay johary nambarako gnanao! Ie lay olo zay hanapaky gny fokonoloko." \v 18 Bakeo i Saoly la namonjy gnan'i Samoela teo amin'ny vavahady sady nanao hoe;' Mba lazao ahy hoe aia ro misy gny tragnon'ilay mpahita?' \v 19 Namaly gnan'i Saoly i Samoela ka nanao hoe:' Zaho lay mpahita.Miakara ho amin'ny toera abo alohako, fa androany la hiara-mihina amiko iha. Engako handeha iha amin'ny maray , sady ho