msh_1sa_text_reg/07/05.txt

1 line
396 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-24 11:59:52 +00:00
\v 5 Sady hoy Samoela hoe;' Andeso ho agny Mizpa gny Israely manontolo, la hivavaky amin'i Yaveh ho gnanareo aho." \v 6 Nivory tao Mizpa rozy, sady nanoby rano ka nandraraky gnan'io teo agnatrehan'i Yaveh. Nifaly hany rozy tamin'io andro io ka nanao hoe:" Fa nanota tamin'i Yaveh tsika." Tagny ro nanapahan'i Samoela hevitsy hitsara gny fifandiran'ny fokonolon'ny Israely voho nagnandesany gnazy.