msh_1sa_text_reg/17/02.txt

1 line
354 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-26 01:21:03 +00:00
\v 2 I saoly voho reo joharin'Israely la nivory sady ntoby tao amin'ny Lohasahan'i Elaha, sady nandamy gny filaharan-drozy amin'ny aly mba hifagnehitsy amin'ireo Filistina. \v 3 Nitsanga teo agnabony tendrombohitsy tegny am-pita reo Filistina, sady gny Isrealy nitsanga teo agnabony tendrombohitsy tegny am-pita sady lohasaha ro nagnelagnela gnan-drozy.